|
|
|
|

Entry1  fetsahana
Root  2  fetsaka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Anangonana, amoriana: Nofetsahan' ny ankizy vato teto ka sarotra naleha amin' ny fiarakodia
5  Asiana, velezina, kapohina: Nofetsahako ny anao ka vaky nandositra [1.1]
Explanations in English  6  to be beaten, to be struck, by hands, feet, etc. [1.2]
Explanations in French  7  où l'on entasse, où l'on frappe [1.3]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Anagrams  12  fetsahana, hafatesan

Updated on 2023/01/20