Entry | 1 fiaimpiainana |
Part of speech | 2 noun |
Examples |
3 Manampy an' ireo koa anefa ireo sombin-dahatsoratra tena mbola vao-vao mitantara na maneho ny fiaimpiainana ankehitriny. [2.285#] 4 Novolavolaina hahatantaran'ny zaza frantsay teraka taty am-pitan-dranomasina ny fiaimpiainana any Frantsa sy izay andrasan'ny Frantsay aminy. [2.503#] |
Titles | 5 Ny Fiaimpiainana Malagasy : Ireo lovan-tsaina aman-driba malagasy (Rabenandrasana Lalao François) |
Updated on 2023/06/08 |