|
|
|
|

Entry (1/2)1  fiaina
Root  2  aina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina miaina, na maka fofon' aina izany: Miadam-piaina ny marary
Explanations in English  5  [1.32.en#272] respiration
Explanations in French  6  [1.3#3] La manière de vivre, de respirer
7  [1.13] respiration
Examples  8  I feno tsy nihetsika, fa niefonefona fiaina tao anaty lamba tao. [2.472]
Vocabulary  9  Biology
Morphology 
10  Simple :
11  Prefixed :
Synonyms  12  fisefo
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word fiaina

Entry (2/2)16  fiaina
Root  17  aina
Part of speech  18  noun
Explanations in Malagasy  19  [1.1] Fomba entina mitondra tena: Ratsiratsy fiaina itỳ zaza itỳ
Explanations in French  20  [1.3#3] La conduite
Examples  21  Malemy fanahy, tsara fiaina, manaja izay nofidiny ho fofombady! [2.499#]
22  Izany no antony nanaovana mifanandrify ny fiaina amin' ny fisian-javatra. [2.245]
Vocabulary  23  Philosophy
Compound words 
Titles  26  Ny lalam-piainan' i Md Louis de Montfort (Gobry Ivan)

Anagrams  27 

Updated on 2025/01/21