Entry | 1 fianahana |
Root | 2 anaka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fifankahazoan' ny ray aman-dreny sy ny zanaka: Toa ratsy indray, hono, ny fianahon-dry Rakoto sy ny zanany [1.1] |
Explanations in English |
5 parent(s) with child(ren); [1.7] |
Explanations in French |
6 parents avec son (leurs) enfant(s); [1.8] |
Vocabulary |
7 Relationships: family |
Compound words |
|
Anagrams | 9 anafahany, anafihana, anahafany, fahananay, fanahanay, fanahiana, fanaihana, fañiahana, fañiahaña, fiahanana, fianahana, hafanaina, hafananay, hanafiana, hiafanana, ifahanana, nafahanay, niafahana |
Updated on 2023/10/29 |