Entry | 1 fiangonana |
Root | 2 angona |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 trano fivahana ivorian'ny kristianina mba hanaovana fombam-pivavahana isan-karazany: lasa any am-piangonana izy 5 ny fitambaran'ny kristianina manaiky lehibe tokana [1.1] |
Explanations in English |
6 the church; the people who assemble regularly together for worship. [1.2] |
Examples |
7 Dia neken'ny fiangonana izany [2.59] 8 Firy re no fiangonana toy izany ankehitriny? [2.649] |
Compound words |
|
Titles |
|
Article |
12 Randzavola: fiangonana ao amin' ny Baiboly |
Illustrations |
|
Anagrams | 15 fiangonana, fionganana |
Updated on 2023/06/12 |