|
|
|
|

Entry1  fiatoana
Root  2  ato
Part of speech  3  noun
Explanations in English  4  a pause [1.7]
Explanations in French  5  pause, interruption [1.8]
Examples  6  Reraka tokoa ny tany raha volena tsy misy fiatoana toy izany. [2.117#]
7  ny rahona mandraraka azy tsy manantena fiatoana, fa mikitroka manjabe. [2.285#]
8  Izany no fihetsiky ny fiovam-penitra ara-kolontsaina tsy misy fiatoana. [1.369#]
Compound words 

Anagrams  10  fiatoana, itafoana

Updated on 2023/06/14