|
|
|
|

Entry1  fiazana
Root  2  fia
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Gejaina mafy, poretina: Aza fiazanao toy izao ny tanako
5  Tanana tsy omena: Nofiazany telo taona tany ny volako [1.1]
Explanations in English  6  to be squeezed, to be pressed. [1.2]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11  anafazy, faizana, fanaiza, fiazana

Updated on 2023/01/20