|
|
|
|

Entry1  fibanjinana
Root  2  banjina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fijerena mifantoka tsara [1.1]
5  L’action de regarder fixement, de contempler [1.374]
Examples  6  Tena azo tanterahina io maha eo an-toerana miaraka amin' ny fibanjinana io; [1.369#]
7  Isaky ny nivory dia ireo fanaka sarobidy ireo no toy ny nampahatsiaro ny lasa, anefa koa nampa-hery tamin' ny fibanjinana ny hoavin' ny Fiangonana. [2.356#]

Updated on 2023/01/08