|
|
|
|

Entry1  fibarana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  antsibe [Bezanozano] [1.78]
4  Karazan' antsy lava taho, mifaingo-doha ny lelany, ampiasaina hikapana herana, zozoro [1.1]
5  karazan' antsy lava taho sahala amin' ny kalaza, saingy ety sy lavalava kokoa ary mifaingo-doha ny lelany [2.472]
Vocabulary  6  Tools

Anagrams  7  fanabira, fanaraby, fibarana

Updated on 2020/07/31