Entry | 1 fibatana |
Root | 2 bata |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fanaingana amin' ny tanana, fanonjonana |
Explanations in French |
5 [1.3] l'action de soulever avec les mains, l'instrument pour soulever 6 [1.13] manutention, levage |
Examples |
7 Tonga tsy nantsoina ny mpiasa efa nandry tsirangaranga niandry ny hiverenako, nony nandre ny feoko nihiaka tao anaty tranohevam-piarakodia, ka ny valiny hitako aloha dia ny fibatana ny maratra ho any an-trano. [2.944] |
Compound words |
|
Anagrams | 9 fibatana, fitabàna |
Updated on 2023/01/20 |