|
|
|
|

Entry1  fibebahana
Root  2  bebaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fiaikena ny hadisoana, fangataham-pamelana: Mba henoy re ny fibebahany aminao!
Fiovana ho kristianina: Angataho isan' andro amin' Andriamanitra ny fibebahan' ny tsy mpino
Explanations in English  5  [1.2, 1.7] repentance, contrition
6  [1.2] confession
Explanations in French  7  [1.3] L'action d'avouer sa faute, celui auquel ou avoue sa faute en demandant pardon, conversion
8  [1.8] repentir, regret
Examples  9  Ny « fibebahana » dia ny fandaozana ny fahotana [1.38]
10  Voasasan' ny fibebahana ilay fahotana nangatrakatraka! [2.499]
Vocabulary  11  Emotions
Article  12  Randzavola: fibebahana ao amin' ny Baiboly

Updated on 2024/12/11