|
|
|
|

Entry1  fibiriohana
Root  2  birioka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fivilianana any amin' izay tsy izy; fisompiranana any amin' ny tsy tokony haleha: Mandehana miadana fa atahorako ny fibiriohan' ny fiara any an-kady
Fandosirana, filefana

Updated on 2024/12/11