Entry | 1 fibohaka |
Root | 2 bohaka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fisavovona (fiteny indrindra amin' ny zavatra mihofakofaka sy miefakefaka): Mahatsikaiky ny fibohaky ny volon' io zazalahy io 5 Fandanilaniana foana, fanobatobana [1.1] |
Anagrams | 6 fibohaka, habofaky, hibafoka, hibofaka |
Updated on 2023/01/20 |