Entry | fibolisarana (bolisatra) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fikorisana noho ny tongotra tsy mahafahatra fa malama ny tany diavina: Mafimafy ihany ny fibolisarany matoa nipitsoka ny tongony [1.1] | |
Other spellings | fibolasirana | |
Anagrams | fibolasirana, fibolisarana, fisobilarana |
Updated on 2023/01/05 |