|
|
|
|

Entry1  fidanika (danika)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Famelezan' ny herin' ny hainandro; fitaninana afo, famindroana akaikin' ny afo: Hiditra aho fa tsy tohako ny fidaniky ny hainandro [1.1]
Explanations in French  4  Manière de se chauffer [1.3]
Morphology 
5  Simple :
6  Prefixed :
Synonyms  7  fidanihana

Updated on 2023/01/20