Entry | 1 fidarabohana |
Root | 2 daraboka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fianjerana mafy amin' ny tany |
Explanations in French |
5 [1.3#97] L’action de tomber lourdement |
Examples |
6 Ary amin' izany andro izany, hoy Jehovah, Dia hisy feo re mitaraina any am-bavahadin-kazandrano, Sy fidradradradrana ao amin' ny tanàna ambany, Ary fidarabohana miezinezina any amin' ny havoana. [2.996#] |
Updated on 2024/12/11 |