Entry | 1 fidinana |
Root | 2 idina |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Asa atao rehefa midina, izany hoe rehefa mankamin' ny toerana ivaiva kokoa: Mahasalama ny olona sasany ny fidinana any amoron-dranomasina. Sarotsarotra ny fidinana amin' itỳ fiara itỳ 5 Lalana midina mitsontsorika mankamin' ny toerana ambany: Mitandrema tsara amin' ny fidinana fa malama ny lalana [1.1] |
Explanations in French |
6 L’action de descendre, la descente [1.3] |
Examples |
7 Mahafinaritra mihitsy ny hitaingina kalesy atsy amin' ny fidinana avara-tanàna. [2.332] 8 Ny ampitson' iny fidinana tany Ampangambe iny vao nanohy ny diany I Feno sy Donga. [2.472] |
Compound words |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word fidinana |
Anagrams | 11 andifiña, fanidina, fidinana |
Updated on 2023/01/20 |