|
|
|
|

Entry1  fidinginana
Root  2  dingina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fijoroana manondro lanitra: Fidinginan' ny rambon' osy
5  Fiakarana avo dia avo tampoka: Nahagaga ny fidinginan' ny vaton-dRakoto tamin' ny fifidianana farany tao [1.1]

Updated on 2023/01/05