|
|
|
|

Entry1  fidirana
Root  2  iditra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Asa atao rehefa miditra: Sarotra ny fidirana amin' io fikambanana io
5  Toerana voatokana hidirana, izany hoe hitsofohana amin' ny toerana iray, trano, saha: Itỳ no fidirana ato amin' ny saha
6  Vola aloa amin' ny fijerena fampisehoana na fandraisana anjara amin' ny lanonana iray: Ohatrinona ny fidirana amin' ity rindran-kira itỳ? [1.1]
7  fitsofohana [1.13]
Explanations in English  8  an entrance. [1.2]
Explanations in French  9  entrée, admission, pénétration [1.13]
Examples  10  Natao ny fanadinana fidirana tao amin' ny sekoly. [2.356]
11  ary nanome fidirana hoan'ny olona maro mba ho be no ho tonga; [2.59]
Compound words 
Proverbs  13  Proverbs containing the word fidirana
Illustrations 
14 

Anagrams  15  fadirany, faridina, fiandria, fidirana, firidana, ifadiran, ifandira, nifadira

Updated on 2023/09/30