|
|
|
|

Entry (1/2)1  fidobohana
Root  2  doboka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Famoahana feo mafy sy migoboka: Ny fidobohan'ny amponga no nanaitra ny manodidina [1.1]
Explanations in French  5  Le retentissement [1.3#110]

Entry (2/2)6  fidobohana
Root  7  doboka
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9  Fitoerana, fipetrahana, fijanonana [1.1]
Explanations in French  10  L'action de séjourner, le temps, le lieu du séjour [1.3#110]
Examples  11  Mbola voatahiry vavolombelon' ny lasa nanatrika tsy tapaka tao ireo sezabe voamboana vitsivitsy "fidobohana", sy ny fanaka nisy fita-ratra nitahirizam-boky, lova navelan' ny LMS. [2.356#]

Anagrams  12  fidobohana, hodabofany

Updated on 2023/02/08