Entry | 1 fidodododoana |
Root | 2 dodododo |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Firiotana haingana; fahatongavana maika dia maika, tsy mangataka andro: Misaotra indrindra amin' ny fidodododoanareo mamangy anay amin' izao fahoriana izao [1.1] |
Explanations in French |
5 L’action de s'empresser, de se hâter, d'accourir, d’avoir recours à, celui auquel on a recours [1.3#111] |
Examples |
6 hita mifangaro eto ny mariky ny alahelo lehibe, toy ny fahatankinana, ny fiahiana izay momba ny ara-nofo ary ny fidodododoana eo akaikin' ilay Mpandahatra ambony indrindra. [2.313#] |
Updated on 2023/01/08 |