Entry | 1 fidradradradrana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fiantsoantsoana, filelalelana, fikiakiahana, figogogogoana, fijafajafana |
Explanations in English |
4 [1.7] lamentation |
Explanations in French |
5 [1.3#116, 1.8] lamentations 6 [1.3#116] Les cris perçants, les cris de douleur 7 [1.8] cris et pleurs |
Examples |
8 [2.996#] ary fitomaniana sy fidradradradrana loza no voasoratra teo. |
Root | 9 dradradradra |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |