|
|
|
|

Entry1  fiefana
Root  2  efa
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fiafarana: Ny ranomasina no fiefan' ny rano rehetra ~ Ny fitsarana tampony no fiefan' ny ady rehetra
5  Ny mahay indrindra: Rakoto no fiefana amin' ny mpanjaitra eto antanàna [1.1]
Explanations in English  6  Incomparable, matchless, super-excellent; final, decisive, definite. [1.2]
Explanations in French  7  L'action de s'acquitter, de se compenser, aboutissant, terminaison, refuge, le pouvoir suprême, le plus capable:
Ny ranomasina no fiefan' ny rano rehetra (C'est à la mer qu'aboutissent toutes les eaux) ~
Ny fitsarana ambony indrindra no fiefan' ny ady rehetra (C'est à la cour de cassation que se terminent tous les procès) ~
Ny anadahy no fiefan' ny anabavy (Le frère est le refuge de sa sœur) ~
Izy no fiefana amy ny mpanefy rehetra (Il est le plus capable de tous les serruriers)
[1.3]

Anagrams  8  fañiefa, fiefana, ifefana

Updated on 2023/01/20