|
|
|
|

Entry1  fierotra
Root  2  erotra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomban' ny olona mierotra, izany hoe mamoaka feo mafy toa mitrona avy any an' orona eo am-patoriana
Explanations in French  5  [1.3#130] manière de ronfler
Examples  6  Tsy nangina anefa : fierotra ohatra ny reok' omby vonoina izany no nandimby ny fitabatabany. [2.4#]

Anagrams  7 

Updated on 2025/01/21