|
|
|
|

Entry1  fifadiana
Root  2  fady
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Tsy fihinanana na tsy fisotroana, tsy fanaovana zavatra, na noho ny fitanana ny fandraran' ny Razana na noho ny famehezan-tena: Fifadiana fisotro mahamamo
Explanations in English  5  [1.7] abstention
Explanations in French  6  [1.3#135] L'abstinence, le jeûne, la mortification, le temps [pour le jeûne]
7  [1.8] abstention de certains mets, certains actes tabous
Examples  8  Ny Fivavahana sy ny fombany rehetva dia ny Batisa, ny Asosaiety, ny fifadiana alahady, ny Fiangonana na alahady na tsy alahady sns dia tsy maintsy hajanona avy hatrany. [2.508#517]
9  Tsy azo lavina kosa anefa fa nisy toe-tsaina tsara sy madio izay tsy azo odian-tsy hita tamin' ireo fombafomba nankalazana ny famorana taloha, toy ny fifadiana ny fitondran-tena ratsy nandritra io fotoana io. [2.436#]
Article  10  Randzavola: fifadiana ao amin' ny Baiboly

Updated on 2024/12/11