Entry | 1 fifaliana |
Root | 2 faly |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Firavoana: Androm-pifaliana Zavatra mahafaly: Fifaliana ho ahy ny mandray anao ato an-tokantronoko Filalaovana: Tia fifaliana ny tanora |
Explanations in English |
5 [1.7] happiness, rejoicing |
Explanations in French |
6 [1.8] action de se réjouir; le plaisir |
Examples |
7 Nataony tamin' ny fifaliana tokoa izany. [2.356#] 8 ary nanova ny alahelo, ho tonga fifaliana. [2.59#] 9 Ny Fizaràna fahatelo dia ny fihinanam-be sy fifaliana. [2.508#] |
Vocabulary |
10 Emotions |
Proverbs | 11 Proverbs containing the word fifaliana |
Article |
12 Randzavola: fifaliana ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2024/12/11 |