Entry | 1 fifaninanana |
Root | 2 inana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fiezahan' olona maro miady izay hahazo voalohany na hahavita tsara |
Explanations in English |
5 [1.7] rivalry; a contest, a competition |
Explanations in French |
6 [1.8, 1.13] compétition, concours 7 [1.8] rivalité 8 [1.13] concurrence |
Examples |
9 [2.332] Misy fifaninanana mamaly fanontaniana. 10 [2.298] Tsy nisy fifaninanana nakotrokotroka toa izany! 11 [2.332] Nisy fifaninanana momba ny fanatanjahan-tena tany Anta-nanarivo. 12 [2.356] Nisy koa fifaninanana nifanaovan' ny Tily avy any Paris sy ny Tily avy any Bordeaux, isaky ny lasy. |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |