Entry 1/3 | fifokoana (foko) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fikambanana, firaisana fo sy saina mba hanao zavatra [1.1] | |
Entry 2/3 | fifokoana | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [Bezanozano] Fiokoana [1.78] | |
Entry 3/3 | fifokoana | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [Sihanaka] Fizaram-poko [1.78] | |
Anagrams | fifokoana, fikofoana |
Updated on 2023/01/20 |