Entry | fihalontralona (halontralona) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fomban' ny zavatra mihalontralona, izany hoe mamirapiratra mivalombalona toa onjan-drano: Endrey izany fihalontralon' ny firavaka volamena nanaovany [1.1] | |
Anagrams | fihalontralona, fiholantrolana |
Updated on 2023/01/05 |