Entry | fihamboana (hambo) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fiheverana ny tena ho ambony; filazana ny tena ho manana zavatra na toetra tsy ananana; fisehoana ho hafa noho ny tena toetran' ny tena: Fihamboana fotsiny ny azy milaza ho be diplaoma fa tsy nahita fianarana firy akory izy [1.1] | |
Anagrams | fihamboana, mahabifona |
Updated on 2023/01/20 |