|
|
|
|

Entry1  fihantsika
Root  2  hantsika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomban' ny olona na zavatra mihantsika, izany hoe mibaraingo ka mandroso eo anoloana ny kibony na ny ampovoany: Mampihomehy ny fihantsik' iny Rangahy iny rehefa mandeha

Anagrams  5  fihantsika, hafintsika, hifantsika

Updated on 2025/01/21