Entry | 1 fihaonana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fifanenana, fifankahitana: Teny an-tsena no nifankahitan' ny olona taloha ka izany no niantsoana ny tsena fahiny hoe fihaonana Fifanenana, fiadiana: Fihaonan-dalana |
Explanations in English |
4 [1.2] a place of resort, an appointment, a market, so called in a time of mourning. 5 [1.7] a meeting; a meeting place |
Explanations in French |
6 [1.8, 13] jonction 7 [1.8] rencontre 8 [1.13] intersection |
Examples |
9 [2.366#53] Famangiana ihany no anton' ny fihaonana. 10 [2.643#98] ary dia nangataka fihaonana taminay, hono, izy. 11 [2.366#78] Maro ny fihaonana tsy nanaovan-draharaha nalehan' ny iraka. 12 [2.472] Mila hitovy hatrany ny resaka amin' ireny fihaonana kely mahantra ireny. |
Root | 13 haona |
Compound words |
|
Anagrams | 16 fanahinao, fiahonana, fihaonana, fonahanay, hanafoany, hanofanay, hiafonana, hifananao, hiofanana, ifonahana, nafahinao, nafahonay, nahafinao, nahofanay, nifahoana, nifaohana, nifoahana, niohafana, nohafanai |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |