Entry (1/2) | 1 fihatsaka |
Root | 2 hatsaka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Antsy kelin' ny mpanenona anapahany ny singan-kofehy amin' ny lamba tenominy. [1.1] 5 antsikely famoran-jaza [Sihanaka] [1.78] |
Explanations in English |
6 a knife for cutting edges. See fiharatra, hareza. [1.2] |
Explanations in French |
7 couteau à pincer le riz, sorte de canif pour récolter le riz. (fitòhy). [Tankarana]
[1.19] |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 9 fihatsaka |
Root | 10 hatsaka |
Part of speech | 11 adjective |
Explanations in Malagasy |
12 Fetsy miharo faharatsiana; fangoloka [1.1] |
Anagrams | 13 fihatsaka, hafatsika, hafitsaka |
Updated on 2023/08/27 |