Entry | 1 fihatsarambelatsihy |
Root | 2 tsaravelatsihy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fisehoana ho tsara ety ivelany fotsiny; fanaovana zavatra mba hiheveran' ny olona ny tena ho toy izao sy toy izao [1.1] |
Explanations in French |
5 l'hypocrisie [1.3#754] |
Examples |
6 Fo tsy misy efitrefitry ny ahiahy, fo tsy mizarazaran' ny fihatsarambelatsihy. [2.499#117] 7 fihatsarambelatsihy ara-tsosialy sy ara-politika ny famotsoran-keloka raha mankatoa ny fisian' ny tsy maty manota. [4.27#2012/11/07] 8 Ny tanana saika hatolotra no nahemotro haingana ary ny tenin-kafaliana fihatsarambelatsihy no nateliko tsy hivoaka. [2.944#] |
Synonyms | 9 tsaravelatsihy |
Updated on 2023/01/20 |