Entry | 1 fihazakazaka |
Root | 2 hazakazaka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fomba entina mihazakazaka Fandehanana haingana, hafainganana: Tsy anerany ny fihazakazaky ny andro |
Explanations in French |
5 [1.3#229] La manière de courir |
Examples |
6 Tamin' izany dia nikatrokatroka ny kitron-tsoavaly noho ny fihazakazaka, dia ny fihazakazaky ny maheriny. [2.996#] |
Updated on 2023/01/09 |