|
|
|
|

Entry1  fihazohazoana
Root  2  hazohazo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fisalasalana, fijajirihana tsy tapa-kevitra na handroso na hihemotra: Mandany andro ny fihazohazoana [1.1]
Explanations in French  5  L’action de rester debout, le lieu, la cause, l'hésitation [1.3#230]
Examples  6  Ary ny fihazohazoana mandany andro. [2.528#]

Anagrams  7  fihazohazoana, fizahozahoana

Updated on 2023/01/09