|
|
|
|

Entry1  fihehezana
Root  2  hehy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanelezana: Ny fihehezan' ny fako no nampahaloto ny tokotany
Fihohazana ary fanelezana amin' ny tongotra: Avy amin' ny fihehezan' ny alika ny tokotany no nahatonga io lavaka io
Explanations in French  5  [1.3] action de gratter, de disperser avec les pattes

Anagrams  6 

Updated on 2025/01/21