Entry | 1 fiherehana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fitodihana mankany ivoho, fijerena any aoriana: Raha hikasana hanao tsaratsara kokoa, dia misy mahatsara azy ny fiherehana ny lasa |
Root | 4 herika |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |