Entry | 1 fihetsika |
Root | 2 hetsika |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fomba fandeha: Mihodinkodina amin' ny tenany ihany no fihetsiky ny tany Fanao: Tsy azoazoko ny fihetsik' iny Rangahy iny |
Explanations in French |
5 [1.13] comportement, attitude, mobilité |
Examples |
6 Misarika ny mpitatitra izany fihetsika izany. [2.445#] 7 Sady amin' izay mihaja fihetsika sy maotimaotina ery. [2.4#] 8 Misy heviny roa samy hafa ny fanaovana io fihetsika io; [1.519#] |
Compound words |
|
Anagrams | 14 |
Updated on 2025/01/21 |