|
|
|
|

Entry1  fihihirana
Root  2  hihitra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fiaretana mikiribiby manao zavatra: Noho ny fihihirany no nahazoany voalohany tamin' ny fanadinana
Explanations in French  5  [1.3#246] La ténacité, la constance
Examples  6  Koa nataoko fa ilaina ny nangataka ireo rahalahy hialoha anay ho aty aminareo, mba hampamonona rahateo ny fiantrana nampanantenainareo, sady haha-tena fiantrana azy tokoa, fa tsy fihihirana. [2.996#]

Anagrams  7 

Updated on 2025/01/21