Entry (1/2) | 1 fihirana |
Root | 2 hira |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Ny asa atao rehefa mihira Tonon-kira voasoratra ka hiraina any an-trano fiangonana Boky misy tonon-kira |
Explanations in English |
5 [1.2] see hira. 6 [1.7] the act of singing; a hymnbook |
Explanations in French |
7 [1.8] action de chanter; recueil de cantiques |
Examples |
8 Dia lasa izy mivady mankany an-tanàmbe mivimbina baiboly sy fihirana. [2.356#] |
Article |
9 Randzavola: fihirana ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/2) | 10 fihirana |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in Malagasy |
12 [1.78] [Tanosy]
haravoana |
Anagrams | 13 fihirana, firihana, hafariny, hafinari, hafirany, harafiny, haranify, harifany, hifanary, hifanira, hifarany, hifirana, hirifana |
Updated on 2023/01/20 |