Entry | 1 fihoarana |
Root | 2 hoatra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fandinganana: Fihoarana tamboho Fisongonana: Nahafaly azy ny fihoarana an' ilay mpahazo voalohany isam-bolana |
Explanations in French |
5 [1.3#256] L’action de dépasser, l’endroit 6 [1.13] dépassement |
Examples |
7 ny fihoarana amin' ny fandaniana voafetra (les dépassement de la puissance souscrite) [4.12] 8 Ary rehefa tafataingina teo an-tampon'ny fihoarana dia niato hitazana, fa eo no mizara ny fitazanana; [2.588#] |
Compound words |
|
Quotes | 10 Texts mentioning fihoarana |
Anagrams | 11 |
Updated on 2025/01/21 |