Entry | 1 fihodinkodinana |
Root | 2 hodinkodina |
Part of speech | 3 noun |
Examples |
4 Tsy dia fanalavan-dresaka na fihodinkodinana foana tsy akory ny ohatrohatra - araka ny fisason'ny tsy mahalala. [fihodinkodinana] 5 Ny hazakazaka sy ny fihodinkodinana eo am-piasana no tsy itovia na, fa raha ny vely kibay sy karavasy ary antsoantso, dia samy misy izany. [2.472] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/05 |