Entry | 1 fihohofana |
Root | 2 hohoka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fionganan-javatra ka ny vavany no lasa ambany: Ny fihohofan' ny vilany no tsy nilelafan' ny alika ny tao anatiny 5 Fandriana ny kibo no atao ambany mandry: Raha izaho tsy ahitako tory ny fihohofana 6 Fandoalihana sy fiondrehana eo ambonin' ny zavatra iray ho mari-pitiavana na alahelo: Nampalahelo ny nahita ny fihohofan-dreniny teo amin' ny nofo mangatsiakan' ilay zanany 7 Fiasana tsy miroa fo: Fihohofana tamin' ny asa no nahavitana itony boky itony [1.1] |
Updated on 2023/01/05 |