Entry | 1 fihohoka |
Root | 2 hohoka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mihohoka, toetran' ny zavatra na olona mihohoka, izany hoe miongana ka ny vavany no lasa ambany, na mandry ka ny kibo no atao ambany mandry, na mandohalika sy miondrika ambany dia ambany [1.1] |
Updated on 2023/01/05 |