|
|
|
|

Entry1  fihoninkonina
Root  2  honinkonina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomban' ny olona mihoninkonina, izany hoe misahirana mankatsy mankaroa, miheninkenina, na mandeha amim-pidrahodrahoana

Updated on 2024/12/11