|
|
|
|

Entry1  fihontsonana
Root  2  hontsona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fihetsehana: Vizaka eo ianao raha hiandry ny fihontsonan' itỳ vato itỳ
Fahatairana, fihetseham-po: Tsy nisy fihontsonana kely akory teny amin' ny tarehiny
Synonyms  5  fihontsinana

Anagrams  6 

Updated on 2025/01/21