Entry | 1 fijafajafa |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fomban' ny olona mijafajafa, mikaikaika; fitomany mafy: Tsy te handre ny fijafajafan' ny zaza tsindronina aho |
Explanations in French |
4 [1.3#289] Manière dé crier |
Root | 5 jafajafa |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |