Entry |
fijanonana
(janona)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fitsaharana: Enimpolo taona no fijanonana tsy miasa intsony matetika Fitoerana ela: Nisy zavatra betsaka niseho nandritra ny fijanonanao tany Toamasina Fiatoana: Mahaiza mamaky teny tsara; asio fijanonana isaky ny faran' ny fehezanteny Fotoana tsy iasana, tsy ianarana: Mahazo fijanonana roa volana ny mpianatra isaky ny faran' ny taom-pianarana Toerana fandalovan' ny fiarambahoaka ka miato kely izy eo: Misy miala amin' ny fijanonana manaraka [1.1]
|
Explanations in English | A stop; an interruption; [1.7]
|
Explanations in French | Arrêt, halte [1.8]
|
| Station, stationnement, halte [1.13]
|
Examples |
1 | Nohararaotinay io andro fijanonana io mba hihazana sy hirembena hanin-kanina.
[2.643]
|
2 | Ary dia misy fijanonana kely ataony hoe alina fatoriana sy fanindrian' Inenibe azy rehetra.
[2.69]
|
|
Compound words |
|
|