|
|
|
|

Entry1  fijinja
Root  2  jinja
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina mijinja: Hafa izany fijinjanareo vary izany
Azo jinjaina: Tsy mbola fijinja itony vary itony, ry Rakoto
Examples  5  Kanefa lazaiko aminareo: Atopazy ny masonareo, ka tazano ny eny an-tsaha, fa efa manopy mena sahady ny vary ka efa ho fijinja. [2.996#]

Updated on 2024/12/11